Torohevitra Momba Ny Fahasalamana [PDF]

  • 0 0 0
  • Gefällt Ihnen dieses papier und der download? Sie können Ihre eigene PDF-Datei in wenigen Minuten kostenlos online veröffentlichen! Anmelden
Datei wird geladen, bitte warten...
Zitiervorschau

TOROHEVITRA MOMBA NY FAHASALAMANA NY SOSETY NA NY CHRISTOPHINE - TOROHEVITRA TSOTSOTRA NEFA MAHASOA Sakafo tsy dia tena be mpanao loatra nefa tena tsara ho an'ny fahasalamana sy ho an'ny olona matavy na ngeza. Ary mahasolo fanafody lafo vidy no aingam-piasa. - Manala ny inpureté rehetra aminy vatana - Manala cholestérol - Manala Goutte ilay lohalika , (aretina azo avy @ fihinana hena omby betsaka ( viande rouge) sy ny voatabia masaka ary ny toaka ... - Manala tavy - Mampadio rà Fandrahoana azy:Andrahoina bolongany toy ny vomanga dia ho anina amin'izao na ampiana citron kely sy poivre. - Andrahoina miaraka @ hodiny daholo isaky ny mahandro azy no tena Tsara , fa iny hodiny misy dinty iny mihintsy ilay tena Ilaina. - Azonao atao lasary mitovy @ fanaovana lasary carotte Gasy , mampadio rà. - Andrahoina miaraka @ rano 1,5l ny sôsety 2 ka Atao rano fisotro ny tontolo andro.Tena Tsara Raha atao sakafo hariva ho an'ireo izay efa mahazo vahana ary tsy ampiana sôsy ,fa raha tena tsy tia ny tsirony kosa ianao dia citron sy poivre ihany . - Ho an'ilay efa mivonto be ireny ny lohalika dia : Tsara tokoa Raha tetehana manta fotsiny miaraka @ hodiny @ hariva, saromana rano tsara , Ary rehefa maraina dia iny ranony manta nalona miaraka @ hodiny nandritra ny alina iny no hatao rano fisotro.Mino aho fa nety aminao , tsy voatery mampahia tena vao mihinana deux fois par mois aza @ ilay rano anmpangotrahàna dia efa tena ho an'ny fahasalamana. TANDREMO Ny lafiratsiny dia: mampidina tension raha be loatra sy ela loatra Ny fihinana azy.Maniry aho mba samy hahita ny soa tandrifiny azy avy ny tsirairay ary samia ho Tahian'ny Tompo daholo ary ô!