31 0 1MB
FORMATION CASH POINT
FORMATION CASH POINT
-0NIF : 6002582995 STAT : 47414 13 2017 0 00099 RCS : A/IMAM/2020/A/0009 Tsy azo amidy na halain-taka raha tsy nahazoana alalana avy @ tompony
FORMATION CASH POINT
Miarahaba tompoko, ity boky dia natao indrindra hoan’ireo izay maniry hisehatra amin’ny tontolon’ny Mobile Money na Cash Point hoy isika. Ho hitanao ato avokoa manomboka any amin’ny fikarakarana puce, ny toerana hiasana ary ny votoatin’ny asa iray manontolo. Ho ampafantarina anao ato ihany koa ireo « astuces » ahazoana bonus be be kokoa nefa tsy mivoana amin’ny ara-dalana. Amin’ny ankapobeny dia ireo operateur telo tena fampiasa andavan’andro no ho resahintsika ato tsy inona izany fa ny : TELMA – AIRTEL – ORANGE. Raha ny tena marina dia ny sampandraharaha misahana ny fikirakirana vola amin’ny finday no tena ho resahintsika. Manasa anao ary izahay azoto amaky sy andalina. Raha toa ka misy tsy tafiditra ato dia afaka manontany hatrany ao amin’ny pejy ihany ianao.
-1NIF : 6002582995 STAT : 47414 13 2017 0 00099 RCS : A/IMAM/2020/A/0009 Tsy azo amidy na halain-taka raha tsy nahazoana alalana avy @ tompony
FORMATION CASH POINT
I-Ny tokony atao raha te hanangana cash point mobile money ? Voalohany indrindra raha te hanana puce misoratra aminao dia mila :
Toerana anaovana azy
Mila manana NIF – STAT alaina eny amin’ny direction
général des impots na « DGI »
Mila manana registre de commerce et de la societe na
« RCS » alaina eny amin’ny tribunal misy anao
Photocopie CIN légalisé
Certificat de résidence
Sary tapaka 02
Rehefa vory ireo rehetra ireo dia manontany ny responsable ny faritra misy anao dia omenao azy ireo dossiers ireo. Ny fivoahan’ny puce indray dia toy izao :
POINT MARCHAND MVOLA : 1 à 6 mois AGENT AIRTEL MONEY : 10 jours à 2 mois DISTRIBUTEUR ORANGE MONEY :10jours à 2 mois
Arakaraky ny toerana misy anao no hivaliany aingana. Raha ohatra ka lavitra izany no misy anao dia somary ela ela vao mivaly
-2NIF : 6002582995 STAT : 47414 13 2017 0 00099 RCS : A/IMAM/2020/A/0009 Tsy azo amidy na halain-taka raha tsy nahazoana alalana avy @ tompony
FORMATION CASH POINT
Raha toa ka mbola tsy manana puce kosa afaka mividy eny amin’ireny mpivarotra puce agent ireny fa kosa asina taratasy ara-dalana vita any amin’ny commune fotsiny dia efa mety satria raha sanatria very na mandiso dia mila ilay olona misoratra aminy.
II. Endrika isehoan’ny vola miasa Miseho amin’ny endrika roa ny vola Ny vola hita mivantana na Espèce izay kirakiran’ny tanana mivantana sy omena ny mpanjifa Ny vola ao anaty compte na Solde izay ho alefanao na ho ataonao dépôt
III.
NY TOMBONY :
Ny tombony ho an’ny mpaninjara dia bonus omen’ny operateur anao isaky ny manao operation iray ianao, arakaraky ny olona raisinao sy ny sandan’ny vola mivezivezy no mahabe ny tombony ho anao ohatran’ny varotra rehetra ihany
-3NIF : 6002582995 STAT : 47414 13 2017 0 00099 RCS : A/IMAM/2020/A/0009 Tsy azo amidy na halain-taka raha tsy nahazoana alalana avy @ tompony
FORMATION CASH POINT
Ohatra : Raha 500 000 Ar ny vola ampiasainao dia mety mahazo tombony 10 000 à 40 000 Ar eo ho eo isan’andro arakaraky ny tsena Raha ohatra ka 2 000 000 Ar ny vola miasa dia tokony ahazo 50 000 à 80 000 Ar isan’andro Raha ohatra ka 4 000 000 Ar ny vola miasa dia tokony ahazo 80 000 à 150 000 Ar isan’andro amin’ny alalan’ny commission sy ny alaina any amin’ny client. Mahazaka hatramin’ny 100 000 000 ar ny puce cash point iray. Raha raisintsika ny vola 100 000 Ar : Ny retrait 100 000 Ar dia ahazoana bonus 1 200 Ar (M-vola) 1 100 Ar (Airtel Money) 1 080 Ar (Orange Money) Ny dépôt 100 000 Ar ao amin’ny compte-ny client : 400 Ar (m-vola) 400 Ar ( airtel money) 405 Ar (orange money)
-4NIF : 6002582995 STAT : 47414 13 2017 0 00099 RCS : A/IMAM/2020/A/0009 Tsy azo amidy na halain-taka raha tsy nahazoana alalana avy @ tompony
FORMATION CASH POINT
Fehiny :
arakaraky ny vola ampiasainao sy ny olona raisinao ary ny fahaizanao mandray client no maha betsaka ny tombony azonao (raha tsena vaovao dia mila mamolaka olona aloha). Raha mionona fotsiny amin’ilay bonus anefa isika dia tsy dia misy ho antsika lotra fa lasan’ny operateur daholo ka ny sandan’ny mandefa vola no angalan-tsika amin’ny
client
mandrapaharivan’ny
satria andro
isika ary
no
miasa
volatsika
no
miasa. Mila misariaka rehefa mandray olona, toy ny tsena rehetra ihany, mila mitsikitsiky.
-5NIF : 6002582995 STAT : 47414 13 2017 0 00099 RCS : A/IMAM/2020/A/0009 Tsy azo amidy na halain-taka raha tsy nahazoana alalana avy @ tompony
FORMATION CASH POINT
Hiditra lalina amin’izay ary isika amin’ny fandefasana vola (transfert) na maka vola (retrait)
-6NIF : 6002582995 STAT : 47414 13 2017 0 00099 RCS : A/IMAM/2020/A/0009 Tsy azo amidy na halain-taka raha tsy nahazoana alalana avy @ tompony
FORMATION CASH POINT
Chapitre I : M-VOLA Voalohany indrindra raha anao cash point dia tokony efa manana puce point marchand m-vola ianao
Mijery numero telma : #120# I.
Mandefa vola na transfert na manao depot
Misy karazany telo 03 ny fomba fandefasana vola amin’ny telma Ilay mahazo commission Raha andefa vola amin’ny telma dia manindry an’ireto #111*1*2*laharana telma*12*vola alefa# dia atao ok na antsoina Ohatra : client andefa 10 000 Ar tsy banga (tsy mivoka)
#111*1*2*034 00 000 00*12*10400# ok/antsoina. Numero n’ilay oloana andefasana no eo amin’ilay 00 000 00 Dia misy anaran’ilay olona andefasana vola eo rehefa vita io ka tsy misy diso. NB : isaina tsara aloha ny vola vao halefa ilay izy dia tsara raha averina soratana amin’ny cahier ilay laharana sy ny anarana Rehefa lasa ilay vola dia misy bonus omen’ny mvola anao tonga eo no eo.
-7NIF : 6002582995 STAT : 47414 13 2017 0 00099 RCS : A/IMAM/2020/A/0009 Tsy azo amidy na halain-taka raha tsy nahazoana alalana avy @ tompony
FORMATION CASH POINT
Manao transfert (rehefa echec de transaction ilay voalohany) Raha ohatra ka efa nandray vola ilay olona ka tsy ampy adin’ny efatra (4heures) ny nahatongavan’ny vola tao anaty compte-ny dia azo atao tsara ny mandefa azy fa tsy misy commission na bonus ilay izy ; izany hoe misy frais miala ao aminao ka mila ampitomboina kely ny sarany mandefa azy.
Ity ny code : #111*1*8*034 00 000 00*12*vola alefa#ok Mipoitra eo ny anaran’ilay olona avy eo. Mapiditra code ianao dia lasa iny ary mahazo message Depot amin’ny compte-ny client (gratuit) eto dia mila eny aminy ilay telephone anavany depot ary asainao izy anindry ny #120# hijerena numero ary avy eo manaraka mitovy ilay voalohany etsy ambony. Tsy mandoa vola ny depot. Ohatra : mba anao depot ana 10 000Ar azafady hoy ilay client, dia manontany ianao hoe any aminao ve ilay finday. Eny hoy izy, dia lasa amin’izay ianao mandray ny findainao ary manindry ny :
#111*1*2*034 00 000 00*12*10 000# Appel
-8NIF : 6002582995 STAT : 47414 13 2017 0 00099 RCS : A/IMAM/2020/A/0009 Tsy azo amidy na halain-taka raha tsy nahazoana alalana avy @ tompony
FORMATION CASH POINT
Transfert amin’ny samy client (samy mvola tsotra) Ity ny code hidirana :
#111*1*2*034 00 000 00*vola alefa*12# Appel Mipoitra eo avy eo ny anaran’ilay olona ka rehefa voamarina tsara dia mampiditra code dia envoyé
II.
Maka vola na retrait :
Ito code ito no ahafahan’ny client misintona vola ka noho izany dia laharanao(point marchand) no atao eo
#111*1*4*1*034 00 000 00*vola# Appel Misy anarana mipoitra avy eo dia mampiditra code rehefa marina izany NB : ny laharanao puce point marchand anao no atao eo fa ohatra fotsiny io 00 000 00 nataoko io. Ary tsara raha soratana amin’ny taratasy mazava tsara io code de retrait io. Rehefa avy manao retrait ilay olona dia misy bonus omen’ny mvola anao tonga eo no eo Mila jerena foana ny solde m-vola isaky ny avy manao opération Fijerena solde point marchand : #111*1*7*1*code secret# NB : Tsara raha manana ny tarif m-vola ianao ao an-tsena
-9NIF : 6002582995 STAT : 47414 13 2017 0 00099 RCS : A/IMAM/2020/A/0009 Tsy azo amidy na halain-taka raha tsy nahazoana alalana avy @ tompony
FORMATION CASH POINT
retrait et Transfert m-vola : Toy izao ny frais maka sy mandefa vola @m-vola MONTANT
Frais mandefa
Frais de retrait
1 000 – 5 000
100 ar
175 ar
5 001 - 10 000
200 ar
350 ar
10 001 - 25 000
300 ar
700 ar
25 001 - 50 000
500 ar
1 500 ar
50 001 - 100 000
800 ar
2 000 ar
100 001 - 250 000
1 500 ar
3 500 ar
250 001 - 500 000
2 000 ar
4 800 ar
500 001 – 1 000 000
2 500 ar
9 000 ar
1 000 001 – 2 000 000
3 000 ar
15 000 ar
2 000 001 – 3 000 000
3 000 ar
20 000 ar
3 000 001 – 4 000 000
3 000 ar
25 000 ar
4 000 001 – 5 000 000
3 000 ar
30 000 ar
NB :
-Arakaraky ny toetran-tsenanao no anaovana io frais mandefa io, izay tsy ahafaty antoka anao
-Rehefa tsy banga ilay vola alefa dia miampy ny frais de retrait io frais mandefa io -Ampitoboina io frais mandefa io rehefa mivoka ny faritra(facturé) ilay vola alefa
- 10 NIF : 6002582995 STAT : 47414 13 2017 0 00099 RCS : A/IMAM/2020/A/0009 Tsy azo amidy na halain-taka raha tsy nahazoana alalana avy @ tompony
FORMATION CASH POINT
Fivarotana credit avy amin’ny m-vola
III.
Azo atao tsara ny mivarotra credit na offre avy amin’ny m-vola ary ahazoana bonus ihany koa. Toy izao ny code arahina :
#111*1*4*2*numéro client*montant du crédit# appel dia avy eo code secret Toy izao ny bonus azo amin’izany 5% ny montant du crédit ny bonus Crédit telma
bonus
500
25 ar
1000
50 ar
2000
100 ar
5000
250 ar
10 000
500 ar
50 000
2 500 ar
100 000
5 000 ar
- 11 NIF : 6002582995 STAT : 47414 13 2017 0 00099 RCS : A/IMAM/2020/A/0009 Tsy azo amidy na halain-taka raha tsy nahazoana alalana avy @ tompony
FORMATION CASH POINT
IV.
Resaka facturation amin’ny M-vola
Ny m-vola dia mametraka frais de transaction na facturation rehefa mivoka ny faritra misy anao ilay andefasana vola Ohatra : Ianao eny Mahamasina no miasa andefa 10 000 Ar any Mahajanga dia misy frais de facturation 100 ar miala amin’ny compte nao miaraka amin’ilay 10 000 ar. Io frais de facturation io dia mitovy amin’ny frais de transfert amin’ny compte abonne tsotra. Ohatra : 5001 – 10 000 : 100 10 001 – 25 000 : 200 ar 25 001 – 50 000 : 400 ar Izay ilay hoe mila manana ilay tarif ianao Noho izany dia ampidirinao anatin’ny frais alaina amin’ny mpanjifa io facturation io
- 12 NIF : 6002582995 STAT : 47414 13 2017 0 00099 RCS : A/IMAM/2020/A/0009 Tsy azo amidy na halain-taka raha tsy nahazoana alalana avy @ tompony
FORMATION CASH POINT
Ohatra fampiharana 1 : misy client andefa 10 000 ar tsy banga any amin’ny faritra Dia mijery ianao tarif fa hoe 350 ar ny frais de retrait (boribiriana 400 ar) + 200 ar facturation 400 + 200 = 600 izany no miaraka miala amin’ilay 10 000 dia ianao no mametraka izay alainao ohatra oe 100 ar Dia 10 700 ar izany no alainao any amin’ilay client de io + bonus omen’ny M-vola (250 ny bonus raha io 10 400 io) Mahazo 350 ar izany ianao amin’io operation iray io
Ohatra fampiharana 2 : ianao eny Analakely no miasa. Client iray andefa 100 000 Ar tsy banga any Tamatave(ny dikan’izany miaraka amin’ny frais de retrait 2000) Farafahakeliny 3500 ar no alainao amin’ilay client Frais de retrait : 2000 ar Bonus :400 ar Facturation :1500 ar (fa lasa maty antoka isika)
- 13 NIF : 6002582995 STAT : 47414 13 2017 0 00099 RCS : A/IMAM/2020/A/0009 Tsy azo amidy na halain-taka raha tsy nahazoana alalana avy @ tompony
FORMATION CASH POINT
Dia ohatran’izao no anaovana azy Facturé 1500 ar io satria a distance dia toy izao no anaovana azy
Ataonao ilay depot a distance aloha ny 100 000 ar izany oe facturé 800 ar io ary mahazo bonus 400 ar ianao aloha
Avy
eo
transferenao
mitokana
amin’ilay
#111*1*8*numero*2000*12# ilay frais 2000 ar ary 50 ar ny frais mandefa an’io.
Raha niara nalefa ilay 102 000 dia 800 ar sisa azonao
Fa raha nozaraina 100 000 dia aveo 2000 dia mahazo 1050 ar ianao Raha nataonao 4000 ar zany no mandefa tsy banga ilay 100 000 ar mivoka dia mahazo 1550 ianao NB : eny amin’ny intervalle ihany no azo atao an’io ary 50 000 miakatra. Ohatra : 50 000 , 100 000 , 500 000, 1 000 000
- 14 NIF : 6002582995 STAT : 47414 13 2017 0 00099 RCS : A/IMAM/2020/A/0009 Tsy azo amidy na halain-taka raha tsy nahazoana alalana avy @ tompony
FORMATION CASH POINT
Astuce mba ahazoana bonus ambonimbony kokoa amin’ny M-vola Raha toa ka misy olona haka 1 000 000 Ar – frais 9000 Ar – bonus 3 000 Ar Fikafika kely : hazavainao amin’ny client hoe raha atao indroa maka io dia : 500 000 Ar
4 800 Ar
500 000 Ar
4 800 Ar
Fitambraran’ny frais eto dia 9 600 Ar
Hazavainao amin’ny client hoe omena 600 Ar dia asiana ataony retrait indroa Donc retrait : 500 000 Ar
4 800 Ar
2 500 Ar 5 000 Ar
500 000 Ar
4 800 Ar
2 500 Ar
Raha tokony ho 3 000 Ar izany dia mahazo 4 400 Ar Raha 700 000 ar zany afaka atao 400 000 ar / 300 000 ar Raha 800 000 ar zany afaka atao 400 000 ar / 400 000 ar
- 15 NIF : 6002582995 STAT : 47414 13 2017 0 00099 RCS : A/IMAM/2020/A/0009 Tsy azo amidy na halain-taka raha tsy nahazoana alalana avy @ tompony
FORMATION CASH POINT
Chapitre II : AIRTEL MONEY Voalohany indrindra raha anao cash point dia tokony efa manana puce airtel money ianao
Mijery numero airtel : *123# I.
Fomba fandefasana vola na transfert :
Raha andefa vola dia amin’ny airtel money indray manindry an’ireto code ireto :
*436*2*0330000000*03300 00000*vola alefa*12# Appel Mipotra eo ny anaran’ilay olona andefasana ilay vola. Rehefa vita io ka efa voamarina,dia ampidiro ny code secret nao Ohatra : Client andefa 100 000 ar tsy banga airtel money
*436*2*03300 00000*03300 00000*102 000*12#ok 2 000 ar : ilay frais de retrait isitoman’ilay olona azy any satria tsy bangana ilay vola NB : Isaina tsara aloha ny vola vao alefa ilay izy dia tsara raha averina soratana amin’ny cahier ilay laharana sy anarana Rehefa lasa ny vola dia misy bonus omen’ny airtel money anao tonga eo no eo.
- 16 NIF : 6002582995 STAT : 47414 13 2017 0 00099 RCS : A/IMAM/2020/A/0009 Tsy azo amidy na halain-taka raha tsy nahazoana alalana avy @ tompony
FORMATION CASH POINT
II. Fakana vola na retrait Ito code ito no ahafahan’ny client misintona vola eo aminao
*436*4*33 00 000 00*vola alaina*12*code secret# Ohatra :
*436*4*33 00 000 00*100 000*12*code secret# Appel NB : tsara soratana mazava tsara na imprimena mihitsy ireo code ireo atao tsara endrika ary ny numero ny puce agent airtel money anao no eo amin’ireo 00 000 00 ireo. Ny bonus na commission azonao amin’ny airtel money dia mitambatra ary miditra aminao isaky ny zoma NB : Tsara raha manana ny tarif airtel money ianao ao an-tsena Ny puce abonne airtel money iray dia azo anovana depot isaky ny 1 heure
- 17 NIF : 6002582995 STAT : 47414 13 2017 0 00099 RCS : A/IMAM/2020/A/0009 Tsy azo amidy na halain-taka raha tsy nahazoana alalana avy @ tompony
FORMATION CASH POINT
retrait et transfert airtel money : Toy izao ny frais maka sy mandefa vola @airtel money MONTANT
Frais mandefa
Frais maka
1 000 – 5 000
100 ar
175 ar
5001 - 10 000
200 ar
350 ar
10 001 - 25 000
300ar
700 ar
25 001 – 50 000
500 ar
1 500 ar
50 001 - 100 000
800 ar
2 000 ar
100 001 -- 250 000
1 500 ar
3 500 ar
250 001 - 500 000
2 000 ar
4 800 ar
500 001 – 1000 000
2 500 ar
9 000 ar
1 000 001 – 2 000 000
3 000 ar
15 000 ar
2 000 001 – 3 000 000
3 000 ar
20 000 ar
3 000 001 – 4 000 000
3 000 ar
25 000 ar
4 000 001 - 5 000 000
3 000 ar
30 000 ar
NB :
-Arakaraky ny toetran-tsenanao no anaovana io frais mandefa io, izay tsy ahafaty antoka anao
-Rehefa tsy banga ilay vola alefa dia miampy ny frais de retrait io frais mandefa io -Ampitoboina io frais mandefa io rehefa mivoka ny faritra(facturé) ilay vola alefa
- 18 NIF : 6002582995 STAT : 47414 13 2017 0 00099 RCS : A/IMAM/2020/A/0009 Tsy azo amidy na halain-taka raha tsy nahazoana alalana avy @ tompony
FORMATION CASH POINT
III. Fivarotana credit avy amin’ny airtel money Azo atao tsara ny mivarotra credit avy amin’ny airtel money ary ahazoana bonus ihany koa. Toy izao ny code arahina : *436*1*2*033 00 000 00*033 00 000 00*credit# Ohatra : *436*1*2*033 56 249 58*033 56 249 58*1 000# 4,5% ny montant du crédit ny bonus Airtel money Crédit Airtel money
bonus
500
-
1000
-
2000
-
5000
-
10 000
-
50 000
-
100 000
-
- 19 NIF : 6002582995 STAT : 47414 13 2017 0 00099 RCS : A/IMAM/2020/A/0009 Tsy azo amidy na halain-taka raha tsy nahazoana alalana avy @ tompony
FORMATION CASH POINT
Chapitre III : ORANGE MONEY I.
Ny momban’ny PUCE :
Voalohany indrindra raha anao cash point dia tokony efa manana puce orange money distributeur ianao Ny Puce Orange Money « Distributeur » dia tsy mitovy amin’ny puce orange money tsotra na ny an’ny client . Mijery numero orange : #
888 #
#145# foana no ampiasaina isaky ny operation
rehetra (raha toa ka #144# ho an’ny puce tsotra)
Ireto avy no tokony menu ho itanao ao rehefa avy
manindry ilay #145# ianao 1. 2. 3. 4. 5. 6. 7. 8.
Dépôt Retrait Transfert d’argent Mon compte Vente de crédit et offre orange Service partenaire M-jiro Inscription
Andeha ho jeretsika amin’izay no votoatin’ny asa rehetra amin’ny orange money
- 20 NIF : 6002582995 STAT : 47414 13 2017 0 00099 RCS : A/IMAM/2020/A/0009 Tsy azo amidy na halain-taka raha tsy nahazoana alalana avy @ tompony
FORMATION CASH POINT
Fandefasana sy fisintoman’ny client ny vola
II.
Fijerena ny solde orange money distributeur : #145*4*1*CODE#
a)
Ny fandefasam-bola sy fametrahana vola
Raha andefa vola ianao dia mila ampy ny solde ao anaty compte-nao Ohatra : tonga ilay olona andefa 10 000 Ar raisina tsy banga (ny hoe tsy banga dia efa misy frais de retrait sy frais d’envoi) Tsindrina ny #145#
Miditra amin’ilay 1 Depot
Ampidirana ny laharana tonon’ilay client
Averina indray ilay laharana (tsy diso ary tsy miova)
Ampidiro ilay vola ho alefa miaraka amin’ny frais de
retrait ihany (10 350 Ar raha tiana andray tsy banga ilay olona) Eto izany ianao dia mila mijery ny tarif orange money mifanaraka amin’izay vola alefan’ny client
Mipotra eo amin’izay ny anaran’ilay olona andefasana
ilay vola ary anontanianao ilay mpandefa hoe i …………….. ve ny anarany ?
Rehefa voamarina tsara tsy diso dia tsindrinao ny code
secret-nao
Dia avy eo envoyé
- 21 NIF : 6002582995 STAT : 47414 13 2017 0 00099 RCS : A/IMAM/2020/A/0009 Tsy azo amidy na halain-taka raha tsy nahazoana alalana avy @ tompony
FORMATION CASH POINT
Mahazo message ianao hoe « Dépôt effectué ». izay no
manamarina fa lasa ilay vola NB : - Raha miteny ilay client hoe anao dépôt dia mila eny aminy amin’io fotoana io ilay finday misy ilay numéro -
Ny dépôt dia tsy mando vola saingy mitovy an’ilay
fandefasana vola etsy ambony ihany ny fanaovana azy -
III.
Ny fisintomana vola na Retrait
Ny retrait dia ny client no manao azy amin’ny alalan’ny code izay apetakao amin’ny taratasy imprime na soratana Ito ilay code :
#144*8*032 00 000 00*032 00 000 00*vola# Appel Ilay numero distributeur anao no atao eo amin’ilay 032 00 000 00 Dia mipotra ao am findayn’ny client ny anarana misoratra amin’ilay distributeur dia mampiditra code izy ary mahazo message de retrait ianao avy eo. Maharay message de retrait ianao dia omenao ny client ny vola raviny NB : Tsara raha manana ny tarif orange money ianao ao an-tsena Ny puce orange money client iray dia azo anaovana depot isaky ny 30 minutes
- 22 NIF : 6002582995 STAT : 47414 13 2017 0 00099 RCS : A/IMAM/2020/A/0009 Tsy azo amidy na halain-taka raha tsy nahazoana alalana avy @ tompony
FORMATION CASH POINT
Ary afaka manao retrait am distributeur in droa misesy isaky ny 30 minutes
Retrait et transfert orange money : Toy izao ny frais maka sy mandefa vola @orange money Retrait
Frais mandefa
Frais de retrait
1000 -- 5000
100 ar
175 ar
5001 -- 10 000
200 ar
350 ar
10 001 -- 25 000
300 ar
700 ar
25 001 -- 50 000
500 ar
1 500 ar
50 001 -- 100 000
800 ar
2 000 ar
100 001 -- 250 000
1 500 ar
3 500 ar
250 001 -- 500 000
2 000 ar
4 800 ar
500 001 -- 1 000 000
2 500 ar
9 000 ar
1 000 001-- 2 000 000
3 000 ar
15 000 ar
2 000 001 -- 3 000 000
3 000 ar
20 000 ar
3 000 001 -- 4 000 000
3 000 ar
25 000 ar
4 000 001 -- 5 000 000
3 000 ar
30 000 ar
NB :
-Arakaraky ny toetran-tsenanao no anaovana io frais mandefa io, izay tsy ahafaty antoka anao
-Rehefa tsy banga ilay vola alefa dia miampy ny frais de retrait io frais mandefa io -Ampitoboina io frais mandefa io rehefa mivoka ny faritra(facturé) ilay vola alefa - 23 NIF : 6002582995 STAT : 47414 13 2017 0 00099 RCS : A/IMAM/2020/A/0009 Tsy azo amidy na halain-taka raha tsy nahazoana alalana avy @ tompony
FORMATION CASH POINT
IV. Fivarotana credit avy amin’ny orange money Azo atao tsara ny mivarotra credit avy amin’ny orange money ary ahazoana bonus ihany koa. Toy izao ny code arahina :
#144*5*1# appel dia avy eo numero dia ilay fahana ary code no farany
Resaka facturation amin’ny Orange money Ny orange money dia mametraka frais de transactions na facturation rehefa mivoka ny faritra misy anao ilay andefasana vola Ohatra : Ianao eny Andraharo no miasa andefa 10 000 Ar any Antsirabe dia misy frais de facturation 100 ar miala amin’ny compte nao miaraka amin’ilay 10 000 ar. Io frais de facturation io dia mitovy amin’ny frais de transfert amin’ny compte abonne tsotra. Ohatra : 5001 – 10 000 : 100 ar 10 001 – 25 000 : 200 ar 25 001 – 50 000 : 400 ar (amin’ilay tarif misy azy rehetra) Izay ilay hoe mila manana ilay tarif ianao Noho izany dia ampidirinao anatin’ny frais alaina amin’ny mpanjifa io facturation io Ohatra : misy client andefa 10 000 ar tsy banga any amin’ny faritra
- 24 NIF : 6002582995 STAT : 47414 13 2017 0 00099 RCS : A/IMAM/2020/A/0009 Tsy azo amidy na halain-taka raha tsy nahazoana alalana avy @ tompony
FORMATION CASH POINT
Dia mijery ianao tarif fa hoe 350 ar ny frais de retrait (boribiriana 400 ar) + 200 ar facturation 400 + 200 = 600 izany no miaraka miala amin’ilay 10 000 dia ianao no mametraka izay alainao ohatra oe 100 ar Dia 10 700 ar izany no alainao any amin’ilay client de io + bonus omen’ny orange money (225 ny bonus raha io 10 400) Mahazo 325 ar izany ianao amin’io operation iray io
Rehefa facturé izany dia apidirinao amin’ny alaina am client ilay frais de facturation Misy ny agent afaka antsoina raha mila manakalo ianao Ohatra : manana solde 500 000 ar ianao tianao atakalo espèces
FIFANDRAISAN’NY MOBILE MONEY SY BANQUE Ilaina ny fanakalozana ny solde ho espèces rehefa miangona be ao anaty compte ny vola amin’ny alalan’ireo banques maro Izany hoe mila manantona any amin’ny banque izay tianao ampifandraisina ianao aloha. Afaka ampifandraisina amin’ny banque avokoa ny operateur telo. TELMA : BNI
M-VOLA : 0 ar
autres banques 4 % du montant
- 25 NIF : 6002582995 STAT : 47414 13 2017 0 00099 RCS : A/IMAM/2020/A/0009 Tsy azo amidy na halain-taka raha tsy nahazoana alalana avy @ tompony
FORMATION CASH POINT
AIRTEL : alefa any amin’ny 911 ny montant tianao atakalo dia mivoka eo ny frais de transfert FRAIS MONTANT
ORANGE : 0 ar
FANARAHAMASO NY TRANSACTION REHETRA NISY (en ligne) Ho an’ny Mvola Ity ny rohy idirana : https://www.mvola.mg/MVola_mobile_money.php?entreprise_webp ortal (ampifandraisina @ mail)
Ho an’ny Orange Money Ity ny rohy idirana : https://www.orange.mg/orangemoney/releve-de-transaction-enligne/
Mampiasa cahier de suivi sy registre ary tehirizina tsara Ny airtel Money tsy misy interface en ligne
- 26 NIF : 6002582995 STAT : 47414 13 2017 0 00099 RCS : A/IMAM/2020/A/0009 Tsy azo amidy na halain-taka raha tsy nahazoana alalana avy @ tompony
FORMATION CASH POINT
Afaka hamarininao ao avokoa ny transaction rehetra na voafafa azy ny message anaty téléphone Mampiasa cahier de suivi sy registre ary tehirizina tsara IRETO AVY NO MILA HITA AO ANATY CAHIER 1. DATE 2. NUMERO 3. REFERENCE 4. ANARANA 5. MONTANT 6. BONUS 7. SOLDE Raha sendra diso numéro tsara tehirizina Miantso foibe havetrany dia blocquena ilay vola (miantso any @ service client) Tsara tonga dia atao vonona ilay numéro diso sy numéro marina tokony andefasana azy ary ny référence IRETO MANARAKA IRETO NY LAHARAN’NY SERVICE CLIENT
Telma 807, 200 ariary sarany miantso azy
- 27 NIF : 6002582995 STAT : 47414 13 2017 0 00099 RCS : A/IMAM/2020/A/0009 Tsy azo amidy na halain-taka raha tsy nahazoana alalana avy @ tompony
FORMATION CASH POINT
Airtel 120 raha numéro cash point no miantso dia gratuit 434 raha numéro tsotra, 50 ariary ny sarany miantso azy Orange 204 raha numéro tsotra, 200 ariary sarany miantso azy, ny 205 dia gratuit IREO ZAVATRA MILA TANDREMANA MAFY Isaina tsara ny vola raisina na atolotra Tsy manindry code ra tsy efa voaray ny vola Fadio ny mandefa vola tsy naharaisana espèces Tsy mikoropaka Tsy maimaika Raha misy probleme , aza miasa aloha Tsy sady miresaka no miasa fa vidina lafo ny 3 mivadika 8 an Hamarino foana ny solde isaky ny mahavita opération Tsara raha mampiasana machine à calculer rehefa miasa Ny securite ny toerana ataovy aza antoka satria vola no lalaovina
- 28 NIF : 6002582995 STAT : 47414 13 2017 0 00099 RCS : A/IMAM/2020/A/0009 Tsy azo amidy na halain-taka raha tsy nahazoana alalana avy @ tompony
FORMATION CASH POINT
Famintinana Ny principe amin’ny mobile money zany dia ny hoe ny vola en « espèces » rehefa alain’ny client dia mivadika ho « solde » ary rehefa mandefa vola ianao dia ny solde no mivadika ho espèces miampy ny commission. Ny fivezivezen’ireo no mampiakatra ny tombony azo isan’andro. Mirary antsika rehetra ahazo tombony mahafa-po amin’io orinasakelin-tsika io. Misaotra tompoko !
Conception : Riantsoa – Manjakatsara – Sarobidy
- 29 NIF : 6002582995 STAT : 47414 13 2017 0 00099 RCS : A/IMAM/2020/A/0009 Tsy azo amidy na halain-taka raha tsy nahazoana alalana avy @ tompony