Hira Sy Sareba [PDF]

  • 0 0 0
  • Gefällt Ihnen dieses papier und der download? Sie können Ihre eigene PDF-Datei in wenigen Minuten kostenlos online veröffentlichen! Anmelden
Datei wird geladen, bitte warten...
Zitiervorschau

1-INDRETO VONONA Indreto vonona izahay antoko Tily Malagasy. Ny Tily Malagasy Tomady Hiezaka tokoa ho olombanona Ho voninahitry ny Tanindrazanay Madagasikara Ry Tompo ô ny Taninay mba raisonao sy hanjakao Ho olonao anie ny Malagasy Hampandrosoy sy hatanjaho ny Nosinay Ry Tompo ô tahio ny Tanindrazanay Madagasikara. Tonony: Filoha RANDRIA

3) Ireo lalàna 10 notoavina Ka nahazoana izao Jobily 90 taona Raiso sy fihino ho filamatra Ka mifikira @tsara fa … A/C : Vintsy Mikalo 4- HIRA FANEKENA Eo anatrehanao ry Ray, No ekeko izao. Hanompo anao mandrakizay, Dia ho Anao Ny tena sy ny saina,s saina,syy ny Fanahy Hibanjina ilay aina,f aina,fa a lehilahy Ho tia ny Fireneko,n o ekeko izao, Ny antsony dia reko,m iantso izao, Fitiavana ny namana,n namana,no o ekeko izao, Na ory na ny manana,m itovy izao, Ireo lalàna folo,h o toviko, Izaho no hijoro,t sy laviko. Tonony : Filoha J. L. Rajoelisolo

2- HO TIAVINAY Ho tiavinay Mandrakizay Madagasikara Fa lovasoa napetraky ny Razanay Voasoratra mazava ao am-po ny anarany Irianay ho soa hiadana tokoa Fa Nosy maminay Madagasikara Zao Malagasy rehetra izao ho tiavinay Ho tiavinay fa iray tampo tokoa izahay Hiezaka (tokoa) izahay mba ho andrin'izy ireo Irianay ho soa, hiadana tokoa Fa nosy maminay Madagasikara Atolotray ny tenanay ho azy avokoa Ny sainay entinay hiasa mafy hanasoa Ny Fanahinay hangataka mivavaka manao hoe "Ry Tompo ô Tahio Madagasikara!!!". A/C: RANDRIA 3- HAVAN'NY OLONA REHETRA 1) 90taona nanabeazana Ny fikambanana Tily Eto Madagasikara Niezaka nitondra, fanabeazana izay Tsy manavakavaka satria ! }Ref : Havan’ny Olona rehetra Ary Mpirahalahy daholo Ny tily eto Madagasikara Mpitondra hafatry ny fandriampahalemana Ho an’ny olombelona tsy an-kanavaka! ( x2) 2) Marobe ny ratsy, tao ny tsara koa Niara-nosedraina, izay vao 90 taona Hialoha ny ratsy, ndao hiezaka Ka mifikira @tsara Fa …

5- VALALA Valala (2),llasa asa any andrefana any izy e Nanidina, nikopaka Jereo fa mitorajofo rahvana ô! ny Lohany (2), (2),ny ny lohany voanjobory e e Ny lohany(2) voanjobory , rahavana ô ô ô ny masony(3) takamoa,n nyy masony (2) takamoa, takamoa,rahavana rahavana ô ô ô ny tratrany (3) vatolampy ee ny tratrany (2) vatolampy, vatolampy,rahavana rahavana ôôô ny kibony (3) angorodao e ,e ny kibony (2) angorodao, angorodao,rahavana rahavana ôôô ny elany (3) elatrano ee, ee,ny ny elany (2) elatrano, elatrano,rahavana rahavana ô ô ô ny fehany (3) vodibasy ee, ee,ny ny fehany(2) vodibasy rahavana ôôô valala.....

. .

6- AIZA NY TOMPON-TANANA. o o yo io io o yo, zava-baovao Aiza ny tompon-tanana mihetsiketseha fa tonga vahiny e aiza ny tompon-tanana mihetsiketseha ô Aiza i lisy (3) fa tonga ny polisy aiza i soa (3) nivarotra laisoa aiza i koto (3) fa tratra nanao maloto

7-RY TANIKO

10- RAZOKINIBE

Hiomana aho hanolokolo Tanora maro andrinao Amin'ny foko manontolo No ilazako izany izao ô ry Taniko, ry taniko lalaiko ianao Tiaviko eny ho doria Ny aiko hafoiko ho anao Handreseko ny tsy tia.

Nanao skoto razokinibe ee nandeha tongotra alavitra be ka nikilepalepa tsy afa-nandeha nanao skoto Razokinibe ee Efa dadazily vao nanapa-kevitra ny hanao Tily ka henoy fa hotantaraiko anao Indray andro izy nandeha nilasy loza fa adino ny taratasy nanara-pofona nipitrapitra hay ty Razokiny tsy misy fika aminay rehetra nanatrika teo Indray andro izy nanao an-tsaha raikitra ny fizaran-draharaha Anjaran-dRazoky ny maka kitay Ka saika latsaka hatramin'ny hehinay rehetra nanatrika teo Nisy ny sedra zay niendrika ball niara-nifoha tamin'ny sasak'alina Nahery setra ny Jeu de Nuit ka saika latsaka hatramin'ny Tonianay zay tonga nanatrika teo Raikitra indray ary ny afon-dasy tonga Razoky nanao Hira Gasy Ireo sefo sasany ninaonaona Voatery mba nanao Dihin'ny Ntaolo izahay rehetra nanatrika teo Nanao skoto Razokinibe ee Nandeha tongotra alavitra be ka nikilepalepa tsy afanandeha nanao skoto Razokinibe ee Efa dadazily vao nanapa-kevitra ny hanao Tily Dia izay no notantaraiko anao

8-TSY MIALA AMIN'NY SKOTO WHERE A WHERE WHERE (3) Zahay tsy miala amin'ny Skoto ô!!! Katakata hatono ô Hena Bengy nasaly ee Zahay mizàka matsiro ô Zahay tsy miala amin'ny skoto ô Na anaty fotaka na anaty rano Na anaty tanty na anaty Trano Zahay mizàka ny mafy e Zahay tsy miala amin'ny skoto ô 9- RAHA MIAINGA VAO MARAINA Raha miainga vao maraina hamakivaky lohasaha Tendrombohitra mideza tsy maintsy hiakaranay Raha miainga vao maraina hamakivaky lohasaha Tendrombohitra mideza tsy maintsy hiakaranay Ka raha sendrasendra ka manonjanonja ny hadrodroanay tsy ampy iray minitra monja dia ho afaka Ny kitapo sy ny bardà no hany sisa hanananay fa ny fotaka mandrevo tsy maintsy hitsahanay Ny kitapo sy ny bardà no hany sisa hanananay fa ny fotaka mandrevo tsy maintsy hitsahanay Ka raha sendrasendra ka manonjanonja ny hadrodroanay tsy ampy iray minitra monja dia ho afaka Ka raha sendrasendra ka manonjanonja ny hadrodroanay tsy ampy iray minitra monja dia ho afaka

11- RY TILY MALAGASY MARO BE Ô Ry tily malagasy marobe, marobe,oh oh oh. manerana izao Nosy izao, izao,henoy henoy Izao no baiko ho tanantsika anie ho dina mandramaty anie ekeo Hanompo an'Andriamanitra Hiasa ho an'ny Tanindrazana sy ny Namana hanoa ireo lalàn'ny Tily ko raha mbola velon'aina re

12-NY OVY

14- NY TILY

Maro karazana ny laoka soa Zay lazaina fa tsiro-kisoa Raha jerena ny fomba taloha Ny ovy dia tsara tokoa Ref: Ny ovy ny ovy no tiako ô ny ovy ny ovy tsy ariako ô ny ovy tsy atakalo n'inoninona ny ovy no be vitamina a Rehefa mandalo an'Antsirabe Ny ovy no be dia be Na ny filoha na ny Mp Ny ovy no ataony gouter Ref:....

Na rivo-mamanala, na ranon'erika aza re tsy misy mahatana izany dianay Ny tendrombohitra avo dia hotetezinay Ny lohasaha sy alabe dia hozahanay avokoa Na fotaka mandrevo, ny karaobato koa re Tsy misy mankaleo fa vonona izahay Ny Tily tena sahy tsy manana ahiahy Fa mizotra an-kasahiana fa efa zatra fihaffina Ireo sakaiza maro, fadiranovana mijaly Noho ny fahantrana mianjady aminy No miandry antsika Tily hanafaka azy ireo Satria ny fanekena re hoan'izao tontolo izao!!

13- NY LASY

15- IZA NO HANOLO-TENA Iza no haolo-tena Iza no hirahina? Ka hanaiky tsy terena na baiko izay harahina Ho mpanompo, ho fanasina, fanilo ka tsy handrarak'ilo Iza no vonona hatrany hatrany hanaiky ny Tompo, hanompo ka sahy ho vavolombelona Amin'ny asa fanompoana tsy mba mila tambiny amin'ny fampandrosoana ny Tany tena maminy Moa azo antenaina fa ny Tily no hitarika hanao hoe "ny aiko, ny saiko no ampiasaiko, tsy antery fa ny hery ao anatiko ao hanompoako anao doria"

Mamika mafy izahay miaritra hafanana mahamay maika ho tonga an-dasinay hilalao mavitribitrika ny fo faly ravo miara dia fa ndeha hirihariha an-dasy ao Ref: Hira rodobe no vetesinay re ka faly ery ka samy mihira hoe ry lasy maminay tokoa toa midoboka ny fo faly ao anatiko ao mahita anao Ireo zoky zandrinay dada neny havanay izy ireo ilaozanay fotoana fohy tsy hanadino sanatria lay ankanin'ny fitia raha andeha hirihariha an-dasy ao ref:..... Ny lasy re raha toa atao fandinihana no ao n'inona zavatra hanasoa tovinay fa fiaraha-miaina koa asa mafy an-tsitra-po ka be ireo soa an-dasy ao ref:....

16- VOLANA Ô Volana ô ô(2) zahay manimanina ny any aminay Volana ô ô Ny louveteaux sy voronkely miezaka mafy amin'ny tady kely ho any amin'ny volana ô(2) volana ô.... ny mpanazava sy ny tilintsika miezaka mafy amin'ny teknika ho eny amin'ny volana ô (2)

volana ô.... Ny FMT2S no hany mpanohana tsara ireo zandry ho any amin'ny volana ô(2) volana ô.... 17- ENSEMBLE ON EST MIEUX 1- J’m’en souviens, j’avais 6 ans, J’comprenais pas c’que voulaient mes parents Quand ils m’ont dit « Mon enfant, Va chez les scouts, c’est important ! » Moi j’flippais grave au début J’sortais d’chez moi, d’mes habitudes Mais la ribambelle m’ouvre la porte Et au final le rire m’emporte REFRAIN Ensemble on est mieux On a du mal à s’dire adieu Les scouts nous portent, nous transportent Nous font danser comme le feu (bis) 2 - Puis j’me rappelle de mes 8 ans Chez les Louv’teaux tout était différent Je découvrais la vie au grand air Les jeux dans l’bois, la vie sans manières On court partout, on fait les fous On rit, on chante, comme des loups Avec la meute j’deviens plus grand La force du loup, c’est le clan REFRAIN (BIS) 3 - Arrivé chez les Éclaireurs Plus personne ne me faisait peur Quand j’suis en bande avec mes potes J’me sens plus fort même pour la tot’ On vit ensemble et en patrouille On devient les rois d’la débrouille On construit même nos pilotis À bout de bras et d’énergie REFRAIN (BIS) 4 - Puis viennent les pi’s et leurs envies D’aventure et de fantaisie

Pour ça on rêve tout’ l’année On veut qu’une chose c’est tout changer Durant le camp, on s’ouvre à tout Une autre culture, un autr’ chez nous On vient, on aide, si on peut, On échange même avec des vieux REFRAIN (BIS) 5- Enfin, tu es animateur Du temps, du talent et du cœur Et tu t’engages bénévolement À transmettre tout ce que t’as dans l’sang Parfois c’est vrai, c’est la galère Mais c’est pas grave, en staff tu gères Baden-Powell est fier de toi Chante avec moi et lève 3 doigts REFRAIN (x4) # Skoto_Mada 18- EFA REKO Efa reko hatry ny elabe ny antsonao ry taniko Ary tsapako tokoa izao 'zany hetahetanao Fa vonona aho ny hanasoa anao Ry tany tiako, mamiko !!! Fa tily aho ka matokia ianao Ny aiko re no fetrako Ianao ry ('lay) fiangonako, mila olom-baovao Feno hery sady vonton'ny fanahy Ka hijoro tena sahy Raha asa fitoriana no atao, dia efa vonona aho izao Fa tily aho ka matokia ianao Ny aiko re no fetrako 19- TILY HANDEHA HILASY Tily handeha hilasy ka velon-kira fa hilalao, miara mientana mantsy ka tsy mba misy mifandao, na dia alavitra aza ny lalankely mbola ho aleha, Tily ka tsy mba kivy na avy aza ny oram-be, Hira Tily manako toy ny lamako tsy mba miato, Tily andeha hilasy ireo ka falifaly fo. Tily miara-mamindra ka e! mirindra fa ilalao, lasy mifindraffidra tsara indrindra no atao. Ka na dia mideza (aza) ny fiakarana mbola ho aleha,

Tily ka tsy mba kivy na avy aza ny oram-be, Hira Tily manako toy ny lamako tsy mba miato, Tily andeha hilasy ireo ka falifaly fo. 20- IZA NO HO NAMANAY 1-Iza no ho namanay (bis) ref: hamakivaky rony ala rony ala feno jala jala feno tranon’kala nefa ny andro mamanala 1(tohiny)- Iza no ho namanay Ho namanay (bis) Iza no ho namanay ho namanay (bis) Iza no ho namanay 2- Izahay andeha koa (bis) Izahay andeha koa ref 2 (tohiny)- Izahay andeha koa Andeha koa(bis) Izahay andeha koa Andeha koa(bis) Izahay andeha koa 21- INDRO FA HARIVA Indro fa hariva ,,n ny masoandro mody izao Alina mangina,m mangina,monina onina eto an-dasinay Ref : Tompo ô, jereo Zahay jereo 'Reo anjelinao,mb a iraho izao Hiari-tory eto ,h ,hiambina iambina ny lasinay Torimaso mamy ,n ,no o irin'ny aina izao Nofy soa ho tamy,m tamy,mba ba handrotsirotsy

22- ITY TILY ITY 1-Ity tily ity dia fianaranana Ity tily ity dia fiaretana Ity tily ity fia fihaffina Ity tily ity dia fitiavana 2-Ity tily ity dia fiofanana Ity tily ity dia fikitranana Ity tily ity dia fiomezana Ity tily ity no fy fihavanana 3-Ity tily ity dia fialana voly Ity tily ity dia fiarentan-tory Ity tily ity dia filalaovana Ity tily ity no fy tsy fiadanana Ref:Tsy mampaninona Raha toa tsy mihinana Ny tany no kidoro hatoriana Ny habakabaka io solon-day Skoto mafitoto misaotra anao Ry Ray! 23- ILAINA ISE Hirao ny hira vaovao Miantso anao ny tanindrazanao Aina, Fanahy, hery vao Ento miasa ho an’ny taninao Ref : Ilain’ny Tompo Jeso tia hianao Hitory fahamarinana Amboarinao ny làlana Halehan’ny olona notiaviny Aza hadinoina ireo Mahantra mijaly efa trotraka Fa Malagasy izy ireo Miaritra ny fahoriana Tily izao ise izao Sahia mijoro ho tena lehilahy Hanolo-tena indray Ka hampiray ny tanindrazana

24- FIAINAM-PIFALIANA

27- AMBELE

Fiainam Fiainam-pifaliana -pifaliana ao anaty fitsikiana mampikoriana ny andronay fa hehy lalandava sy hira ao am-bava no mampisava ny sentonay Ny tily mantsy dia miraikitra ao anaty fo haravoana, fo tia dia tia Izahao, ka tsapao fa ny tena itempoany sy andaniany fotoany asa soa fifaliana fiadanam-po Na oram-batravatra no mamely tsy miantra dia tsy handratra ny tsikinay Hainandro be mandoro ao an-dala- mahatoro tsy hampikoro ny hehinay Ny tily mantsy dia miraikitra ao anaty fo haravoana fo tia dia tia izahao, ka tsapao fa ny tena itempoany sy andaniany fotoany asa soa fifaliana fiadanam-po

Ambele ambele (3) makoko ôô sambany ise boy skoto Dia nandeha teny an-tsena Dia nahita viavy maro Dia mba nahazaka hono makoko o^sambany ise boy skoto ô manao fotoana amin'azy matetika izy mavandy midoladola foana makoko ô sambany ise boy skoto ô

25- RAVITOTO fony mbola bandy kely boy skoto mbola kelikely fa raha vao nianatra n'lasy dia tany anala no ndasy miverina in 2 fiv:vilaninay malotoloto maloto ndravitoto in 2 fa revenay mlay hotrotrizay ilay lasinay Nisy mbandy kely iray Rantetaka izy zay Kanefa izy dia mlay Satria mazoto maka kitay 26- ANDEHA HILASY HANTSAHA ZAREO Handeha hilasy an-tsaha zareo, zareo,hihirahira hihirahira sy hiray feo hiara dia hifankatia miaraka mandihy, mpanazava mamboly fitia Lalao hiraisana no ao, ao,Fanabeazana Fanabeazana no atao Sampana mavo,maitso, mena samy hanao fanekena, Mpanazava mitory fahendrena

28- TIAKO NYTILY Tsiritsirika rafody e malomaloka ny andro ô Zaho zegny zalahy te hody e fa manianina ny aminay e Tiako (3) ny Tily e Ny itiavako anazy e tarazo amin'azy e Nahavita ny servisy e ndeha hody aminay any arô zaho ô Tiako tiako tiako ny Mavo ô ny hitiavako anazy e tarazo amin'azy e nahavita ny tara-bolana ndeha hody amin'ny Maitso any arô zaho ô Tiako(3) ny Maitso ô ny itiavako anazy e tarazo amin'azy e nahavita ny Menavazana ndeha hody amin'ny Mena any arô zaho ô Tiako(3) ny Mena e ny itiavako anazy tarazo amin'azy e nahavita ny Mpihary e ndeha hody amin'ny Menafify arô zaho ô 29- MAHAGAGA IHANY Mahagaga ihany ‘zato fihetsikin-tsika eto an-tany Fa mifanaratsy mifanakiana hatrany hatrany Raha mba miasa dia batiana tsongoloka izany Raha tsy mahatanty dia harary no hiafarany e! Ref :

Tsikitsikitsikitsiky ihany eny tsiky ihany Fiainam-pifaliana mahaliana tena tiana no vokatr’izany Fo falifaly ravo hatrany eny ravo hatrany Ka hisononok’ery ny fiainanay Raha mba mihomehy, dia lazaina fa be vanivany Ny maontina anefa dia ambara ho konjo avy hatrany Raha misariaka dia vavàna ka tena vinany Ny tsy miteny tena olona miavona hono izany Aza mba kivy amin’izay fanenjehana anao Tsy mba nisy ve ny tsiny tsy nety natao e! Raha sendra ny kiana eritrereto sao marina izany e! Ento amin’ny tsiky, tsiky ihany ny fiainana an-tany e! 30- OH AVIA He tazanay mitsiky ery ny andro ho avy mankaty Hiainga izahay hitsena ny ho avinay Ka velon-kira ny fonay la-la-la herin-tsaina Fo tena tia no tokin’aina fandavan-tena notefena No enti-manompo ny firenena Ny malagasy manatena Fiainan-tsambatra omena Fo tanora anay o ! avia avia o ! avia avia ny ho avynay mankaty o ! avia avia o ! avia avia Fa vonona izahay 31- RY FIFANKATIAVANA OH Ry fifankatiavana ô, ry fifankatiavana ô Avia hiara-dia aminay Fa salovan-tava hazavana Mampidera herin’aina vao Izahay hanorina tanàna Fivondronana honina ao Fo matoky saina miray hina No ho avy no banjininay Hanasoa ty tany re no dina

Zovy izay tsy mba te hahay Izao no baiko anananay Ny ho avy no banjininay Ka ny tompo-tananay Hiara-hiasa avokoa 32- TILY IZAHAY KA MILALAO Tily izahay ka milalao (Ka milalao) – Bis Tily re, tily re, tily re, tily re, Tily izahay ka milalao.Fifaliana ao anaty ao (ao anaty ao) – Bis Fifaliana (in-3) ha, ha, ha, ha! Lasa hehy dia hitanao.Tanana no ampiasao (ampiasao) – Bis (***Mitehaka***) Paika izany ka ahoana hianao? Ny sioka indray no andeha hatao (no andeha hatao) – Bis (***Misioka***) Sioka Tily tsarovinao! Dihy izao no anampio (no anampio) – Bis (***Mandihy arahin-damako***) Dihy Tily ka itsikio! Doladola no andeha 33- MIAINGA NA RATSY NY ANDRO 1.Miainga na ratsy ny andro, Zakaina tokoa ny hain’andro, Mitety havoana sy saha, Mihira milalao andao andao. Isan'andininy : Tanora ise ,,Avy Avy ange

Hiara-dia, hifankatia Fa mahasoa ,T okoa tokoa Tokoa Ny fiainana ao a an-dasy n-dasy ao Mitety havoana sy saha Mihira milalao andao andao! 2.Miasa manorin-tanàna Famaky no hany fiasana Mikiry ny saina mazoto Mihira milalao Andao! Andao!

3.Jereo trano madio Zahay no manorina an’io Ka eo miara-miana Mihira, milalao, Andao! Andao! 4.Mianatra mamelon-tena: Mahandro reh’f’avy mian-tsena, Mifarombadrombaka miasa, Mihira, milalao Andao! Andao! 5.Fianarana zavatra maro No tena andaniana ny andro Rehefa miala-voly Mihira, milalao , Andao! Andao! 6.E! izany manao afon-dasy Mirehitra ny dihy gasy Lamako sy hiaka sy hehy Mihira, milalao , Andao! Andao! 7.Torovana ka ‘ndeh’hatory Indreo izahay fa mivory Miantso ny Tompo: misaotra Ny Ray an-danitra ao. 34- NY FIAINANA AO ANDASY 1.Ny fiainan' ao an-dasy dia , mahafinaritra

Ny lasy dia mahafinaritra (bis) 2.Ny fiainan’ ao an-dasy dia , mahatrotraka Ny lasy dia mahatrotraka (bis) 3.Ny fiainan’ ao an-dasy dia , mahasambatra Ny lasy dia mahasambatra (bis) 4.Ny fiainan’ ao an-dasy dia mampianatra Ny lasy dia mampianatra (bis) 35- ATRIKA La la la la la la 1) Ranonando vao maraina Eo am-piakaran-tsaina No nanombohako ny lasiko Iantrehako ny ho aviko

2) Danik'andro mahamay No an-tampon-dohanay Nanovozam-pahalalana Teny ankalamanjana 3) Efa alina mangina Tena tony sady sina No niatrika ny lanitra Nisaotra an'Andriamanitra Ref Ny tontolo andro ao an-dasy Tsy sekoly an-taratasy Fa sekolin'ny fiainana La la la la la la la 36 - HIRAN'NY FKA 1)Tompo tia ô mihainoa Izao fivavakay mitalaho Ny fanahinay hamasino Ho tonga namanao. 2) 2)Tompo Tompo tia ô mijere Ieto zanakoa marobe Ny Fanahinao mamonje Anay mpanomponao. 37- NDEHA HO AIZA NAREO 1.‘Ndeh’ho aiza ianareo, No faly, miramirana sy mailamailaka? Lazao! Ho any an-tsah’izahay, Hilalao, hilalao, hilalao, hilalao, hilalao, reroy Koa andeha ry zareo hiaraka aminay Ho finaritra tokoa ianareo reroy 2.Mba tantarao anay Izay atao ao an-dasy ao no mahafinaritra? Lazao! Hilalao izahay, mikorana koa Kojakoja trano bongo no atao reroy Koa andeha ry zareo hiaraka aminay Ho finaritra tokoa ianareo reroy.

38- TILY ANIE AHO KA JEJO

41- HE TAZANAY MITSIKY ERY

Tily anie aho ka jejo(2) , Tily anie aho ka tsy mifendro(2) Na ho mora na ho sarotr aaa , Izahay ts matahotre!!!(tsy matahotra ' zahay e) tabataba vao maraina(2) no mba solon-tsafosafo(2) tapa-mofo kely mainaaaa no mba solon-tsakafo(2)

=A= (1) He tazanay mitsiky ery Ny andro ho avy mankaty Miainga izahay hitsena ny ho avinay Ka velonkira ny fonay

39- MILA AINA IANAO RY TANY 1) Mila aina ianao ry tany Aina mena toa anao Aina mety ny ho lany Mba hiteraka hery vao Ref: Njao mafana re ny rako Misy hery ao anatiko ao Tily aho no miteny Ka lazao izay hafatrao ry Madagasikara nosiko Apetrao fa hovitaiko hatramin'ny fara-fofonaiko 2) Aina tena mahajoro, Tsy matahotra ny ho faty Tsy midify horohoro Aina velona ao anaty Ref: Njao…. 40- ANDALA-MAZAVA Andala-mazava ny andro vao maraina soa, manainga ny hirako aho. Andala-mazava lasa isika mandrosoa, venteso ny hira hanako. Andala-mandoro feno hafanana be, manainga ny hirako aho. Andala-mandoro iafiho andao ry ise, venteso ny hira hanako. Andalana maizina ny kintana tsy eo, eo,manainga manainga ny hirako aho. Andalana maizina enjano izany feo, feo,venteso venteso ny hira hanako. N' N'aiza aiza n'aiza nonalehantsika hatrizao, hatrizao,manainga manainga ny hirako aho. Na ho aiza ny dià hitety izao tontonlo izao, venteso ny hira hanako

=B= (2) La la la la la la la la herin-tsaina, Fo tena tia no tokin’aina Fandavan-tena notefena Ho enti-manompo firenena Ny malagasy manatena Fiainan-tsambatra omen’ny Fo tanora anay =D= (3) Avia avia avia avia ry andro ho avinay Avia hiara-dia Avia, avia, avia, avia fa vonona izahay >Fanamariana: Famindrana, mifanejika telo 42- HO MAHATOKY 1.Ho mahatoky hatramin’ny fahafatesana Hanompo an’Andriamanitra Tompo Hiasa ho an’ny tanindrazana Ary ny namana satria ,,Izay Izay no fanekena Masin’amiko doria doria 2.Ireo lalàna Tily’zay hiainako, Manefy ahy ho vonona tokoa Hiatrika ny zavatra miseho Fa tsy hihemotra satria Izay no ten’ilain’ny Firenena maiko ity.

43- OMEO FO MINO

45- MAMINDRA MAROBE

Ray ô tariho, Sy hamasino Mba sakambino, sakambino,Zahay Zahay zanakao Hianao ry Rainay, Rainay,No No antenainay , Hambombanay Omeo fo mino Tsy hanadino Anao ry Rainay Ho mandrakizay ,,Jeso Jeso ô Mpamonjy Ry Mofon’aina , O mba vokiso Ny fanahinay ,,Fa Fa manantena Ny famonjena h hatolotrao atolotrao Omeo fo mino Tsy hanadino ,,Anao Anao ry Rainay Ho mandrakizay ,,O O ry fanahy Fanahin’ny Ray , Bitsibitsiho Ny fanahinay ,,O O mba tsilovy Dia mba arovy, zzao ao làlanay Omeo fo mino Tsy hanadino ,,Anao Anao ry Rainay ,,Ho Ho mandrakizay

_1.Rehefa lasa mamindra rodobe ## Ny antoko tily manarak’arabe ## Manakoako ny hira faly ery, Fa sambatr’izy miara-dia ## Manakoako ny hira faly ery Fa sambatr’izy miara-dia ##

44- TSIKITSIKY IHANY "1.Mahagaga ihany izato fihetsik'isika eto an-tany fa mifanaratsy mifanakina hatrany hatrany raha mba miasa dia mba tiana hitsongoloka izany raha tsy matanty dia harary loha ny , hafarany Isan'andininy : Tsikitsiky tsikitsiky tsikitsiky ihany Eny, tsiky ihany (Eny,...) fiainam-pifaliana mahaliana tena tiana vokatr'izany (Fo falifaly) Fo falifaly, ravo hatrany Eny, ravo hatrany , Mitsononoika ery ny fiainana* " 2.Raha mba mihomehy dia lazaina fa be vanivany Maontina anefa dia ambara ho konjo avy hatrany raha misariaka dia lazaina fa tena vinany be tsy miteny tena olona miavona izany!!! " 3.Aza mba kivy amin'izay fanenjehana anao e Tsy mba misy re ny tsiny tsy nety natao e Raha sendra ny kina eritreroto so marina izany o Eto amin'ny tsiky tsiky ihany ny fiainan'an-tany o * Miverina in-droa @ andininy farany.

Isan'andininy La,la, la, la, la, la # La,la, la, la, la, la # La,la, la, la, la, la, la, la ## La,la, la, la, la, la # La,la, la, la, la, la # La,la, la, la, la, la, la, la ## _2.Mirefodrefotra arindran’isa roa ! ## Famindran-dahy matanjaka tokoa ## Mivatravatra, mavitrik’izy reo Entanin-kira maneoeo ## Mivatravatra, mavitrik’izy reo Entanin-kira maneoeo ## _3.Izay lalovany asa loatra lah’ ## Mirangaranga fa tamy ry zalah! ## Manara-maso …, mitsiriritra angah’ Ho tily sambatr’ho any an-tsah’ ## Manara-maso …, mitsiriritra angah’ Ho tily sambatr’ho any an-tsah' ## Fanamariana: Soloina Tehaka ny #. 46- RAHA HIFANDAO 1.Raha hifandao isika izao ,M oa dia ho kivy fo tokoa Moa O sanatria fa andrandrao , Ny mbola hihaona soa ....... .......Isan'andininy Isan'andininy : Mandra-pihaona ihany re , Veloma soa zareo Hifankahita indray anie, Masina hianareo. 2.Ny tanan-tsika mifandray , Mifampitohy izao Mampita ny fitia iray , Am-po mitempo ao 3.Ny tompo mampifankatia , Sy tena mampiray Anie hitantanana ny dia , Ka hampihaona indray.

47 47-- LALÀNA FOLO 1-Tokan-teny ny Tily 2-Mahatoky ny Tily 3-Vonona hanasoa namana ny Tily 4-Havan’ny olona rehetra ny Tily ary mpirahalahy daholo 5-Manaja olona ny Tily 6-Antra biby sy tia mandinika zava-maniry ny Tily 7-Mpankatoa ny Tily 8-Mihira sy mitsiky ny Tily raha sendra ny sarotra 9-Sahy, mahery fo ary maharitra amin’ny asany ny Tily 10-Madio tena, eritreritra, fiteny sy fihetsika ny Tily 48- CODE MORSE A Fiche ·B Fiche -··· C Fiche -·-· D Fiche -·· E Fiche · F Fiche ··-· G Fiche --· H Fiche ···· I Fiche ·· J Fiche ·--K Fiche -·L Fiche ·-·· M Fiche --

N Fiche -· O Fiche --P Fiche ·--· Q Fiche --·R Fiche ·-· S Fiche ··· T Fiche U Fiche ··V Fiche ···W Fiche ·-X Fiche -··Y Fiche -·-Z Fiche --··

Chiffres: --Code Code international ? 0 Fiche ----? 1 Fiche ·---? 2 Fiche ··--? 3 Fiche ···-? 4 Fiche ····? 5 Fiche ····· ? 6 Fiche -···· ? 7 Fiche --··· ? 8 Fiche ---·· ? 9 Fiche ----·

LAHARAN-KIRA: 1-INDRETO VONONA 2- HO TIAVINAY 3- HAVAN'NY OLONA REHETRA 4- HIRA FANEKENA 5- VALALA 6- AIZA NY TOMPON-TANANA. 7-RY TANIKO 8-TSY MIALA AMIN'NY SKOTO 9- RAHA MIAINGA VAO MARAINA 10- RAZOKINIBE 11- RY TILY MALAGASY MARO BE 12-NY OVY 13- NY LASY 14- NY TILY 15- IZA NO HANOLO-TENA 16- VOLANA Ô 17- ENSEMBLE ON EST MIEUX 18- EFA REKO 19- TILY HANDEHA HILASY 20- IZA NO HO NAMANAY 21- INDRO FA HARIVA 22- ITY TILY ITY 23- ILAINA ISE 24- FIAINAM-PIFALIANA 25- RAVITOTO 26- ANDEHA HILASY HANTSAHA ZAREO 27- AMBELE 28- TIAKO NY TILY 29- MAHAGAGA IHANY 30- OH AVIA 31- RY FIFANKATIAVANA OH 32- TILY IZAHAY KA MILALAO 33- MIAINGA NA RATSY NY ANDRO 34- NY FIAINANA AO ANDASY 35- ATRIKA 36 - HIRAN'NY FKA 37- NDEHA HO AIZA NAREO 38- TILY ANIE AHO KA JEJO 39- MILA AINA IANAO RY TANY 40- ANDALA-MAZAVA 41- HE TAZANAY MITSIKY ERY 42- HO MAHATOKY 43- OMEO FO MINO 44- TSIKITSIKYIHANY 45 46- RAHA HIFANDAO 45-- MAMINDRA MAROBE 47- LALÀNA FOLO 48- CODE MORSE